Cherchez à teny malagasy?

 
teny malagasy
 
teny malagasy Archives Nationales.
Ny datinny 21 febroary no fankalazana ny tenin-dreny dia ny teny malagasy ho anny teratany malagasy rehetra saingy mbola natokana ho anny teny malagasy ihany koa ny volana jona iray manontolo. Mifandraika indrindra aminny fankalazana ny fetim-pirenena ny 26 jona izany.
Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an i Madagasikara: isa.
Fafana sy Tsanganana. Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan ny rantsantanana an ila. Teny enti-milaza ny hoe iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo Rajemisa 1985.
Fandalinana ny teny Malagasy Andrianiko ny teniko.
Malagasy avokoa na ny Raiko na ny Reniko., Malagasy ihany koa na ny fomba sy fiteniko. Ny tanindrazako asandratro dia i Madagasikara., Nosy tiako sy arovako: tanindrazako malala! Ny teny Malagasy no hany tenindrazako.: Io no teny andrianiko, iandronanny fitiavako.
Tantaranny Teny Teny malagasy.
Ka izao anefa no zava-niseho teto Madagasikara: rehefa nanjary firenena iray tsy mivaky ny foko rehetra erani Madagasikara izay nampihavanini Merina taminny androni Laidama, dia taminizany koa no namoronana ny Gramara malagasy sy nampianarana ny teny Malagasy an-taratasy eranny Nosy.
teny malagasy Malgache-Français Dictionnaire Glosbe.
Exemple de phrases avec teny" malagasy, mémoire de traduction. mg Namoaka ny kabarin'i' Rado iray manontolo tao amin'ny' Akademia Malagasy tao Antananarivo Rabelazao, izay nanazavan'i' Rado hoe nahoana moa ny teny malagasy fa tsy ny teny malagasy mifangaro teny vahiny no mahomby indrindra amin'ny' fampitan-dresaka sy ahazoana ny fanohanan'ny' Malagasy ny fony.
Ny fifehezanteny malagasy Teny malagasy.
Aminny rakibolana mandrina voanaratra elektrônika sy aminny dika teny mandeha ho azy na ampiasana solosaina ary aminny fampianarana ny teny malagasy sy fandaharan-teny an-tsoratra no tena ilana ny fahafantarana ny toe-kevitry ny fameno sy/na lafika mbaminny sokajin-draha misy azy. Ny karazana fameno.
Rakibolana malagasy sy Rakipahalalana momba an i Madagasikara: laLa.
ny mpanondro anaram-bavy tokana amin'ny' teny frantsay hoe LA no nakambany Malagasy amin'ny' anarana tondroiny nony nogasiny ilay teny frantsay, toy ny hoe: latabatra la table, lasoa la soie, lasopy la soupe, lapoely la poêle, labiera la bière, labozia la bougie, ets.

Contactez nous