Résultats pour ny teny malagasy

 
ny teny malagasy
 
Fiteny malagasy Wikipedia.
Ankehitriny ny teny malagasy dia nindran-teny tamin'ny' teny arabo voambolana mikasika ny astrôlôjia, ny teny soahily voambolana mikasika ny biby ompiana toy ny teny ondry na akoho ary tamin'ny' teny frantsay sy anglisy ho an'ny' voambolana mikasika ny fitaovana ampiasaina amin'izao' fotoana izao toy ny solosaina azo tenenina koa hoe ordinatera" na kompiotera.
Moov Premier portail Internet de Madagascar.
Tena isaorana ny nanokatra ny laha-dinika, tena ilaina indrindra izao ny handinihina ny teny malagasy sy ny fiteny malagasy satria efa tena mivoatra tanteraka ny fiaraha monina, izaho izao ao an-trano dia mampirisika ny zanako hifanoratra amin'ny' teny malagasy na amin'ny' SMS na amin'ny' mailaka tena adino tanteraka mantsy iireny atao hoe tsipelin-teny sy fomba fanoratra ireny.
teny malagasy Malgache-Français Dictionnaire Glosbe.
Exemple de phrases avec teny" malagasy, mémoire de traduction. mg Namoaka ny kabarin'i' Rado iray manontolo tao amin'ny' Akademia Malagasy tao Antananarivo Rabelazao, izay nanazavan'i' Rado hoe nahoana moa ny teny malagasy fa tsy ny teny malagasy mifangaro teny vahiny no mahomby indrindra amin'ny' fampitan-dresaka sy ahazoana ny fanohanan'ny' Malagasy ny fony.
Fandalinana ny teny Malagasy Andrianiko ny teniko.
Ny teny Malagasy no hany tenindrazako.: Io no teny andrianiko, iandronanny fitiavako. Ny sainam-pirenena dia ny maitso fotsy mena.: Ny maitso dia ny voahary sy ny fo manantena., Ny fotsy dia vahoaka ilay mitafy lamba soga., Ny mena dia ny tolona sy ny rànireo voazioga!
Ny teny malagasy: ampiasao. Tokinao.
tsy efa ela saingy niovaova be foana ilay izy noho ny antony politika indrindra. Ataoko kosa fa misy ezaka lehibe tamin'izay' 5 taona lasa izay nampidirana ny teny malagasy teto M/kara, ohatra izany ny gazety, ny fitenyny, blaogy: ny dokam-barotratena be teny malagasy an!
Malagasy Dictionary and Madagascar Encyclopedia: /bins/thanks.
Ramiandrisoa Ratsivalaka Alban mpanoratra sy mpanao tantara an-tsary Ny titre ny asany Vato" ambanin'ny' Riana" Mirakitra ny adin'ireo' maheri-fo malagasy t@ 29 Mars 1947 @ teny malagasy Randriamanantena Didier Hariniaina Ramamonjiarisoa, solon'anarana' Didier" Mada" mpanoratra sy mpanao tantara an-tsary Ny titre ny asany: Nampoina nanoratra sy nanao ny sary dia izy tenany Nampoina dia tantaran'i' mpanjaka Andrianampoinimerina 1787-1810 @ teny malagasy sy teny frantsay Imboa nanoratra sy nanao sary dia izy tenany Angano sy tantaran'i' Madagasikara, nivoaka tany ivelany, @ teny malagasy, frantsay, sy néerlandais Misy maro hafa ny asany afaka jerenareo ao @ site ny ityhttps//didiermada.wordpress.com/mada-be-de-php/: https//didiermada.wordpress.com/b-d-nampoina-php/: Rakotosolofo Gilbert mpanoratra sy mpanao tantara an-tsary Ny titre ny asa nataony: Itrimofoloalina nanoratra sy nanao sary dia izy tenany ihany Maro no asa soratra vitan'i' Gilbert fa santionany io Itrimofoloalina io, nivoaka tao @ boky tantara an-tsary" ny lasa no miantoka ny ho avy" t@ 2000, navokan'ny' fikambanana Mada bd Mandrapanoratra.
Dikan'ny' teny: teny Rakibolana Malagasy.
J Teniko fe-andriana, teniko fe lehibe: teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin'izao, / Teny manjohy, na teny mileuina ambanin'ny' tany: teny tsiambaratelo mety hampidi-doza ny mpilaza raha mivoaka. / Tenim-bahoaka: hevitra ankasitrahan'ny' be sy ny maro.
Tantaranny Teny Teny malagasy.
Tsy mba ny fiteny ihany fa na dia ny feo koa aza eo am-pitenenana accent dia misy samy hafa, ka mety ahafantarana miaraka aminizay ny foko nihavianilay miteny ka tsy mba ny accent ny fiteny momba ny alfabeta izay ohatra ny tsy tononina aminny farany akory no miova, fa io dia iombonanny teny malagasy rehetra tsy ankanavaka.

Contactez nous